Song of Solomon 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ranjony dia tahaka ny marbra fotsy miorina amin’ny faladia volamena tsy miharo; ny tarehiny dia tahaka an’i Libanona, tsara toy ny sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ranjony andry vatosanga, miorina amin’ny faladia volamena madio. Ny tarehiny tahaka an’i Libàna, bikana toy ny hazo sedera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ranjony dia toa andrim-batosoa miorina mafy amin’ny faladia volamena. Ny endriny dia meva fisandratra toy ny tendrombohitr’i Libano, sady fatratra toy ny hazo sedera.
Malagasy Bible 1865
Ny ranjony dia tahaka ny andry vatosanga miorina amin'ny faladia tena volamena; Ny tarehiny dia tahaka an'i Libanona, tsara toy ny sedera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ranjony dia tahaka ny marbra fotsy miorina amin’ny faladia volamena tsy miharo; ny tarehiny dia tahaka an’i Libanona, tsara toy ny sedera.
malagasy
Ny ranjony dia tahaka ny andry vatosanga miorina amin'ny faladia tena volamena; Ny tarehiny dia tahaka an'i Libanona, tsara toy ny sedera.[marmora fotsy]Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha-te-ho-tia avokoa izy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin'i Jerosalema! [Heb. lanilaniny]