Song of Solomon 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha te ho tia avokoa ny aminy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin’i Jerosalema!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamy dia mamy ny vavany, ary mahatehotia avokoa ny tenany. Toy izany ny malalako, toy izany ny olon-tiako, ry zanaka vavin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno hamamiana ny vavany fanoroko ary mahatehotia avokoa ny aminy. Toy izany ilay malalako sady olon-tiako, ry tovovavin’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha-te-ho-tia avokoa izy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin'i Jerosalema!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha te ho tia avokoa ny aminy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin’i Jerosalema!
malagasy
Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha-te-ho-tia avokoa izy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin'i Jerosalema! [Heb. lanilaniny]