Song of Solomon 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niala akanjo aho, koa hataoko ahoana indray no fiakanjo? Efa avy nanasa tongotra aho, koa hataoko ahoana ny handoto azy indray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niala akanjo aho, ka hataoko ahoana no fiakanjo indray? Efa nioza tongotra aho, ka hataoko ahoana no fandoto azy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Efa niala akanjo aho, ka hiverina hiakanjo indray ve? Efa nanasa tongotra koa aho, ka handoto azy indray ve?»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho: Efa niala akanjo aho, ka hataoko ahoana indray no fiakanjo? Efa nioza tongotra aho, ka hataoko ahoana no fandoto azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niala akanjo aho, koa hataoko ahoana indray no fiakanjo? Efa avy nanasa tongotra aho, koa hataoko ahoana ny handoto azy indray?
malagasy
Fa hoy izaho: Efa niala akanjo aho, ka hataoko ahoana indray no fiakanjo? Efa nioza tongotra aho, ka hataoko ahoana no fandoto azy?