Song of Solomon 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampiditra ny tanany teo amin’ny lava-kombarika ilay malalako dia nangorakoraka azy ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny malalako mampidi-tanana amin’ny loaky ny hidim-baravarana, ka nangoraka azy ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atsofok’ilay malalako ny tanany eo amin’ny lavaky ny hidim-baravarana; ka mampidobodoboka ny foko izany.
Malagasy Bible 1865
Nampiditra ny tànany teo amin'ny loaka ilay malalako, dia nangorakoraka azy ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampiditra ny tanany teo amin’ny lava-kombarika ilay malalako dia nangorakoraka azy ny foko.
malagasy
Nampiditra ny tànany teo amin'ny loaka ilay malalako, dia nangorakoraka azy ny foko.