Song of Solomon 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miangavy anareo aho, ry zanaka vavin’i Jerosalema, raha mahita ny malalako ianareo, ahoana no holazainareo aminy...? - Mararim-pitia aho. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry tovovavin’i Jerosalema ô, miangavy mafy anareo aho hoe: Raha mba tojo ny malalako ianareo, dia inona no holazainareo aminy? –Ilazao izy fa mararim-pitia aho!»
Malagasy Bible 1865
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.
malagasy
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.