Song of Solomon 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, ry tsara tarehy amin’ny vehivavy? Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no ihoaran’ny malalanao noho ny malala hafa, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Inona no ihoaran’ny malalanao, noho ny malala hafa, no dia miangavy anay toy izao ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Io malalanao io, inona no ananany mihoatra noho ny tovolahy hafa, ry vehivavy tsara tarehy indrindra? Io malalanao io, inona no ananany mihoatra noho ny tovolahy hafa no miangavy mafy anay toy izany ianao?»
Malagasy Bible 1865
Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, ry tsara tarehy amin'ny vehivavy? Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, ry tsara tarehy amin’ny vehivavy? Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao?
malagasy
Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, ry tsara tarehy amin'ny vehivavy? Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao?