Song of Solomon 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao mba hiarahanay aminao hitady azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Nitodika nankaiza ny malalanao, hiarahanay aminao hitady azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nankaiza ny malalanao, ry vehivavy tsara tarehy indrindra? Nivily aiza ny malalanao mba hiarahanay aminao hitady azy?
Malagasy Bible 1865
Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy amin'ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao? Mba hiarahanay aminao hitady azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao mba hiarahanay aminao hitady azy?
malagasy
Nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy amin'ny vehivavy? Nivily nankaiza ny malalanao? Mba hiarahanay aminao hitady azy.