Song of Solomon 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara tarehy tahaka an’i Tirza ianao, Rahavako, eny, tsara tarehy tahaka an’i Jerosalema, mahatahotra toy ny andia-miaramila mitondra faneva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, tsara tarehy tahaka an’i Tirsà ianao; ary mahafinaritra tahaka an’i Jerosalema, fa mahatahotra tahaka ny antoko-miaramila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, rahavako, dia tsara tarehy tahaka ny tanàna Tiritsà sady kanto tahaka an’i Jerosalema ary mahatalanjona toa andian-kintana.
Malagasy Bible 1865
Tsara tarehy tahaka an'i Tirza ianao, ry tompokovavy havako, eny, tsara tarehy tahaka an'i Jerosalema, mahatahotra toy ny antokon'ny miaramila mitondra faneva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara tarehy tahaka an’i Tirza ianao, Rahavako, eny, tsara tarehy tahaka an’i Jerosalema, mahatahotra toy ny andia-miaramila mitondra faneva.
malagasy
Tsara tarehy tahaka an'i Tirza ianao, ry tompokovavy havako, eny, tsara tarehy tahaka an'i Jerosalema, mahatahotra toy ny antokon'ny miaramila mitondra faneva.