Song of Solomon 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tahaka ny hasin’ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ny fisalobonanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny takolakao tahaka ny voan’ampongabendanitra misasaka alokalofan’ny voalinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Menamena toa hasin’ampongabendanitra ireo takolakao anatin’ny voalinao.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny hasin'ampongaben-danitra ny takolakao eo amin'ny fisalobonanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tahaka ny hasin’ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ny fisalobonanao.
malagasy
Tahaka ny hasin'ampongaben-danitra ny takolakao eo amin'ny fisalobonanao.[Na: ny volonao milantolanto]