Song of Solomon 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena, miverena, ry Solemita; miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin’ny Solemita? Dihy tahaka ny ataon’ny mpandihy roa tonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena, miverena ry Solamita. Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Ahoana ianareo no mijery ny Solamita tahaka ny dihy any Makanaima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Miverena, miverena, ry Solemita; miverena, miverena hijerenay anao. –Nahoana ianareo no mijery ilay Solemita, toy ny mijery ny dihin’ny roa tonta?
Malagasy Bible 1865
Miverena, miverena, ry Solemita; Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin'ny Solemita? Dihy tahaka ny an'i Mahanaima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena, miverena, ry Solemita; miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin’ny Solemita? Dihy tahaka ny ataon’ny mpandihy roa tonta.
malagasy
Miverena, miverena, ry Solemita; Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin'ny Solemita? Dihy tahaka ny an'i Mahanaima.[Na: ataon'ny mpandihy roa tonta;]