Song of Solomon 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’ny malalako aho, sady manina ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
An’ny malalako aho, ary atỳ amiko no alehan’ny faniriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
An’ny malalako aho ary ho amiko ny faniriany.
Malagasy Bible 1865
An'ny malalako aho, sady manina ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’ny malalako aho, sady manina ahy izy.
malagasy
An'ny malalako aho, sady manina ahy izy.[Heb. ho amiko ny faniriany;]