Song of Solomon 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivoara; ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, eo am-bavahadin’i Bata-Rabima; ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona izay manandrify an’i Damaskosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vozonao tahaka ny tilikambo ivoara; ny masonao tahaka ny kamorin’i Hesebona, anilan’ny vavahadin’ity tanàna be mponina. Ny oronao tahaka ny tilikambo any Libàna, izay manatrika ny ilan’i Damasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vozonao dia toa tilikambo ivoary. Ny masonao dia manahaka ireo kamory any Hesbôna, eo am-bavahadin’i Baty-Rabima. Ny oronao dia maranidranitra tahaka ilay Tilikambon’i Libano izay mpiambina tandrifin’i Damasy.
Malagasy Bible 1865
Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin'ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an'i Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivoara; ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, eo am-bavahadin’i Bata-Rabima; ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona izay manandrify an’i Damaskosy.
malagasy
Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin'ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an'i Damaskosy.[Na: eo am-bavahadin'i Beta-rabina]