Song of Solomon 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izato tsangananao dia tahaka ny palma, ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsangananao manahaka ny fototr’andrendry, ary ny nononao, no toy ny sampahony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izato tsangananao dia matsoraka tahaka ny hazo palma; ary ireo nononao dia toa sampahom-boaloboka.
Malagasy Bible 1865
Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izato tsangananao dia tahaka ny palma, ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.
malagasy
Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony.[palma]