Song of Solomon 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Hananika ny palma aho ka handray ny rantsany; ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an’ny paoma;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy aho: Hananika ny fototr’antrendry aho, dia handray ny sampahony. Aoka ny nononao ho tahaka ny sampahom-boaloboka; ny hanitry ny fofon’ainao, ho toy ny an’ny pôma;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mampiteny ahy hoe: «Hianika ny hazo palma aho ka handray ny rantsany.» Enga anie ireo nononao ho toa sampahom-boaloboka ho ahy; enga anie ny hanitry ny fofonainao hamerovero tahaka ny paoma,
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an'ny poma,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Hananika ny palma aho ka handray ny rantsany; ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an’ny paoma;
malagasy
Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an'ny poma,[palma]