Song of Solomon 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko izay ninono tamin’Ineny ianao, dia ho nahita anao teny alatrano aho ka ho nanoroka anao, eny, tsy ho azon’olona noesoesoina aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey naninona re no tsy anadahiko ianao, nitsentsitra ny nonon’ineny? fa raha tojo anao eny ivelany eny aho, dia hanoroka anao, nefa tsy hahazo fanesoana amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba no anadahiko moa ianao, ka ninono tamin’ny nonon’i neny! Ho afaka manoroka anao aho, rehefa tojo anao eny ivelany eny, ary tsy hisy sahy hanakiana ahy.
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko, izay ninono an'ineny, ianao! Dia ho nahita anao teny ala-trano aho ka ho nanoroka anao. Eny tsy ho azon'olona notevatevaina aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko izay ninono tamin’Ineny ianao, dia ho nahita anao teny alatrano aho ka ho nanoroka anao, eny, tsy ho azon’olona noesoesoina aho.
malagasy
Enga anie ka ho tahaka ny anadahiko, izay ninono an'ineny, ianao! Dia ho nahita anao teny ala-trano aho ka ho nanoroka anao. Eny tsy ho azon'olona notevatevaina aho.