Song of Solomon 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rindrimbe aho, ary ny nonoko dia toy ny tilikambo. Raha eo imasony dia toy ny efa mahita fiadanana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manda aho, ary toy ny tilikambo ny nonoko; ka dia toy ny efa nahita fihavanana aho eo imasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manda fiarovana aho; ireo nonoko no toa tilikambo. Eo imason’ny malalako aho dia ilay hampiadam-pinaritra azy.
Malagasy Bible 1865
Mànda aho, dia toy ny tilikambo ny nonoko. Raha eo imasony dia toy ny efa mahita soa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rindrimbe aho, ary ny nonoko dia toy ny tilikambo. Raha eo imasony dia toy ny efa mahita fiadanana aho.
malagasy
Mànda aho, dia toy ny tilikambo ny nonoko. Raha eo imasony dia toy ny efa mahita soa aho.