Song of Solomon 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanim-boaloboko, eny, ilay an’ny tenako, dia eto anatrehako, ny arivo kosa dia anao ry Solomona, ary ny roanjato dia ho an’izay mpiandry voly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanimboaloboka izay ahy kosa, dia anaranako fo: ny arivo sikla no anao anie, ry Salômôna, ary ny roan-jato kosa, an’ny mpiandry ny voany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Masi-mandidy amin’ny ahy aho, dia ny tanimboaloboko izany; ny sekela arivo kosa no anao, ry Salômôna, ary ny sekela roanjato ho an’ireo mpiandry voly.
Malagasy Bible 1865
Ny tanim-boaloboko, eny, ilay an'ny tenako, dia eto anatrehako, Ny arivo kosa dia anao, ry Solomona, ary ny roan-jato ho an'izay mpiandry voly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanim-boaloboko, eny, ilay an’ny tenako, dia eto anatrehako, ny arivo kosa dia anao ry Solomona, ary ny roanjato dia ho an’izay mpiandry voly.
malagasy
Ny tanim-boaloboko, eny, ilay an'ny tenako, dia eto anatrehako, Ny arivo kosa dia anao, ry Solomona, ary ny roan-jato ho an'izay mpiandry voly.