Song of Solomon 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mitoetra eny an-tsaha! Te hihaino ny feonao ireo namako; mba ampandreneso izany koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eh, ianao izay mitoetra eny amin’ny zaridaina, manongilana sofina hihaino ny feonao ny namana, mba ampandreneso izany aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry ilay tsaratarehiko izay mitoetra ao an-jaridaina, misy namako te hihaino ny feonao; kanefa dia izaho ihany no ampandreneso anao miteny hoe:
Malagasy Bible 1865
Ry mitoetra eny an-tsaha! Te-hihaino ny feonao ireo namako; Mba ampandreneso izany koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mitoetra eny an-tsaha! Te hihaino ny feonao ireo namako; mba ampandreneso izany koa aho.
malagasy
Ry mitoetra eny an-tsaha! Te-hihaino ny feonao ireo namako; Mba ampandreneso izany koa aho.Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitry ny zava-manitra.[Anaram-biby haingan-tongotra]