Song of Solomon 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora any an-tendrombohitry ny balisama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihazakazaha, ry malalako, manahafa ny gazela na ny zana-tserfa vavy, eny an-tendrombohitry ny hazo mitete dity manitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandosira, ry malalako; ary aoka ianao ho mailamailaka toy ny gazela na ny diera tanora no manketỳ Ambohimanitra.»
Malagasy Bible 1865
Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitry ny zava-manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora any an-tendrombohitry ny balisama.
malagasy
Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitry ny zava-manitra.[Anaram-biby haingan-tongotra]