Song of Solomon 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoentiko ka hampidiriko ho ao an-tranon’Ineny ianao, ary ampianaro aho; hampisotroiko divay noharoharoan-javamanitra mbamin’ny ranon’ampongabendanitro ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra anao hiditra ao an-tranon’i neny aho, dia hampianatra ahy ianao; ary hampisotro anao divay voaharo zava-manitra, dia ny ranon’ny ampongabendanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentiko any an-tranon’i Neny ianao mba hampianatra ahy ny fitiavana; dia divay nolaroina zava-manitra sy ranon’ampongabendanitro no hampisotroiko anao.
Malagasy Bible 1865
Dia ho entiko ka hampidiriko ho ao an-tranon'ineny ianao, ary hampianarinao aho; Hampisotroiko divay noharoharoan-java-manitra mbamin'ny ranon'ampongaben-danitro ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoentiko ka hampidiriko ho ao an-tranon’Ineny ianao, ary ampianaro aho; hampisotroiko divay noharoharoan-javamanitra mbamin’ny ranon’ampongabendanitro ianao.
malagasy
Dia ho entiko ka hampidiriko ho ao an-tranon'ineny ianao, ary hampianarinao aho; Hampisotroiko divay noharoharoan-java-manitra mbamin'ny ranon'ampongaben-danitro ianao.