Song of Solomon 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miangavy anareo aho, ry zanaka vavin’i Jerosalema, aza fohazinareo, aza fohazinareo ny malalako, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry tovovavin’i Jerosalema ô, miangavy mafy anareo aho hoe: Aza tairina na fohazina ilay tiako raha tsy efa sitrapony!»
Malagasy Bible 1865
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.
malagasy
Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana, raha tsy efa sitrapony.