Song of Solomon 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha rindrimbe izy dia hanangananay tilikambo volafotsy eo an-tampony; fa raha varavarana kosa izy dia hotampenanay hazo fisaka sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manda izy, dia asianay lohamanda volafotsy; raha varavarana izy, dia hotampenanay hazo fisaka sedera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha no manda fiarovana izy, dia tilikambo volafotsy no hatsanganay eo an-tampony; Fa raha no varavara-mivoha izy, dia bara hazofisaka sedera no hanidianay azy.
Malagasy Bible 1865
Raha manda izy, dia hanangananay tilikambo volafotsy eo an-tampony; Fa raha varavarana kosa izy, dia hotampenanay hazo fisaka sedera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha rindrimbe izy dia hanangananay tilikambo volafotsy eo an-tampony; fa raha varavarana kosa izy dia hotampenanay hazo fisaka sedera.
malagasy
Raha manda izy, dia hanangananay tilikambo volafotsy eo an-tampony; Fa raha varavarana kosa izy, dia hotampenanay hazo fisaka sedera.[Na: hananganantsika][Na: hotampenantsika]