Titus 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maro no maditra, mpiteniteny foana sy mpamitaka, indrindra fa ny avy amin’ny voafora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro no manohitra sy mpanao laha-pahitra ary manambosy ny sasany, indrindra fa amin-dry zareo voafora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maro tokoa, indrindra tamin’ireo Jiosy tonga kristianina, no mikomy sy manodoka ny olona amin’ny taria poaka àty.
Malagasy Bible 1865
Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa ny avy amin'ny voafora -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maro no maditra, mpiteniteny foana sy mpamitaka, indrindra fa ny avy amin’ny voafora;
malagasy
Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa ny avy amin'ny voafora -