Titus 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy maintsy hotampenam-bava ireo fa mampivadika fianakaviana maro sady mampianatra izay tsy mety mba hahazoany harena maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy maintsy tampenam-bava ireny, fa manakorontana fianakaviana maro, sy mampianatra ny tsy mety mba hilany vola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy tampenam-bava ireo fa mampisavorovoro fianakaviana maro, satria mampianatra zavatra tsy tokony hampianarina mba hahazoan-karena amin’ny fomba maloto.
Malagasy Bible 1865
tsy maintsy hotampenam-bava ireo - izay mampivadika mpianakavy maro, fa mampianatra izay tsy mety, mba hahazoany harena maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy maintsy hotampenam-bava ireo fa mampivadika fianakaviana maro sady mampianatra izay tsy mety mba hahazoany harena maloto.
malagasy
tsy maintsy hotampenam-bava ireo - izay mampivadika mpianakavy maro, fa mampianatra izay tsy mety, mba hahazoany harena maloto.