Titus 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny iray amin’ireny izay mpaminany teo aminy: Mpandainga mandrakariva ny Kretana, biby masiaka, kamo be tenda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny anankiray tamin’izy ireny, izay ataony ho mpaminaniny: «Ny olona any Kreta dia fandainga lalandava, biby masiaka, kamo be tenda.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kretoà anankiray izay heverin’izy samy Kretoà ho mpisolo vava an’Andriamanitra no efa nilaza hoe: «Mpandainga mandrakariva ny Kretoà, biby masiaka, kamo be tenda!»
Malagasy Bible 1865
Hoy ny anankiray amin'ireny, izay mpaminany teo aminy: "Mpandainga mandrakariva ny Kretana, biby ratsy, kamo be tenda".
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny iray amin’ireny izay mpaminany teo aminy: Mpandainga mandrakariva ny Kretana, biby masiaka, kamo be tenda.
malagasy
Hoy ny anankiray amin'ireny, izay mpaminany teo aminy: "Mpandainga mandrakariva ny Kretana, biby ratsy, kamo be tenda".