Titus 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina ireo teny vavolombelona ireo. Noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin’ny finoana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Filazana marina izany. Ka asio mafy izy ireo mba ho marim-pinoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo antoka izany zavatra ijoroany ho vavolombelona izany. Koa reseo lahatra ireo mba hanana finoana tsy misy tomika,
Malagasy Bible 1865
Marina izany vavolombelona izany. Ary noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin'ny finoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina ireo teny vavolombelona ireo. Noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin’ny finoana
malagasy
Marina izany vavolombelona izany. Ary noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin'ny finoana, [ Gr. salama]