Titus 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy hitandrina ny anganonganon’ny Jiosy sy ny didin’ny olona izay mivily miala amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy tsy hihaino izay anganongano foanan’ny Jody, na ny didin’ny olona mihataka amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba tsy hifikitra intsony amin’angano jiosy sy didy nataon’olona izay niala tamin’ny fampianarana marim-pototra.
Malagasy Bible 1865
tsy mitandrina ny anganonganon'ny Jiosy sy ny didin'ny olona izay mivily miala amin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy hitandrina ny anganonganon’ny Jiosy* sy ny didin’ny olona izay mivily miala amin’ny fahamarinana.
malagasy
tsy mitandrina ny anganonganon'ny Jiosy sy ny didin'ny olona izay mivily miala amin'ny fahamarinana.