Titus 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tamin’izay andro voatendry dia nasehony tamin’ny toriteny izay natolotra ho adidiko ny teniny, araka ny didin’Andriamanitra, Mpamonjy antsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tamin’ny fotoana voatendriny no nampiharihariany ny teniny tamin’ny fitorian-teny izay napetraka tamiko araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy antsika:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tamin’ny fotoanandro voatendriny no nahariharin’Andriamanitra ny teniny, dia ny hafatra izay nankinina tamiko ka torîko araka ny baikon’Andriamanitra Mpamonjy antsika.
Malagasy Bible 1865
fa tamin'izay andro voatendry dia nasehony ny teniny tamin'ny tori-teny izay natolotra ho adidiko, araka ny didin'Andriamanitra, Mpamonjy antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tamin’izay andro voatendry dia nasehony tamin’ny toriteny izay natolotra ho adidiko ny teniny, araka ny didin’Andriamanitra, Mpamonjy antsika;
malagasy
fa tamin'izay andro voatendry dia nasehony ny teniny tamin'ny tori-teny izay natolotra ho adidiko, araka ny didin'Andriamanitra, Mpamonjy antsika;