Titus 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho an’i Titosy, tena zanako araka ny finoana iombonantsika: Ho aminao anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mamangy an’i Tito, zanako malala amin’ny finoana iombonantsika; ho ao aminao anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamangy anao aho, ry Tito, dia ianao izay tena zanako ao amin’ny finoana iombonantsika. Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesoa Mpamonjy antsika!
Malagasy Bible 1865
ho an'i Titosy, tena zanako araka ny finoana iombonantsika, anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho an’i Titosy, tena zanako araka ny finoana iombonantsika: Ho aminao anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika.
malagasy
ho an'i Titosy, tena zanako araka ny finoana iombonantsika, anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika.