Titus 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho olona tsy manan-tsiny ny loholona, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin’ny ratsy na ho maditra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia olona tsy manan-tsiny, nanambady indray mandeha ihany, sady mpino ny zanany no tsy ampangaina ho mpanaram-po amin’ny ratsy, na maditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny loholona dia tokony ho lehilahy tsy manan-tsiny, tsy mampirafy; ary ny zanany dia tokony ho mpino, tsy azo ampangaina ho mpanaram-po amin’ny ratsy na ho maditra.
Malagasy Bible 1865
raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho olona tsy manan-tsiny ny loholona, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin’ny ratsy na ho maditra.
malagasy
raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra.