Titus 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahafehy tena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho tsara fandray vahiny, mazoto manao soa, malina, marina, masina, mahafehy tena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tokony hahay mandray vahiny, hankamamy ny toetra tsara, hahafehy tena, ho tia rariny, ho masina, hahonon-tena;
Malagasy Bible 1865
fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahafehy tena,
malagasy
fa mampiantrano vahiny, tia ny tsara, mahonon-tena, marina, masina, mahonom-po,