Titus 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina mba hahaizany hananatra amin’ny fampianarana tsy misy kilema sady handresy lahatra ny mpanohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitana mafy ny teny marina nampianarina azy, mba hahaizany mamporisika araka ny fampianarana marina, sy handresy lahatra izay manohitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tokony hitana mafy ny hafatra azo antoka mifanaraka amin’ny foto-pampianarana. Amin’izay, ny mpitondra Fiangonana dia ho afaka hampirisika momba ny fampianarana tsy misy tomika sady handresy lahatra ireo mpanohitra izany.
Malagasy Bible 1865
mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina, mba hahaizany hananatra amin'ny fampianarana tsy misy kilema sady handresy lahatra ny mpanohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina mba hahaizany hananatra amin’ny fampianarana tsy misy kilema sady handresy lahatra ny mpanohitra.
malagasy
mitana mafy ny teny marina araka ny efa nampianarina, mba hahaizany hananatra amin'ny fampianarana tsy misy kilema sady handresy lahatra ny mpanohitra. [ Gr. salama]