Titus 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa dia milazà izay mendrika ny fampianarana tsy misy kilema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao kosa, milazà mety araka ny fampianarana marina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao kosa, dia izay mifanaraka amin’ny fampianarana tsy misy tomika no lazao.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa dia milazà izay miendrika ny fampianarana tsy misy kilema;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa dia milazà izay mendrika ny fampianarana tsy misy kilema.
malagasy
[Ny mety hataon'ny anti-panahy sy ny tanora fanahy sy ny mpanompon'olona, ary fananarana sy hafatra samy hafa] Fa ianao kosa dia milazà izay miendrika ny fampianarana tsy misy kilema; [ Gr. salama]