Titus 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hangala-tety, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra mba hampahamendrika ny fampianaran’Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy hangala-tety, fa hiseho ho olo-mahatoky tokoa, mba hahazo voninahitra amin’ny zavatra rehetra ny fampianaran’Andriamanitra, Mpamonjy antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy hangalatra ny zavany, fa haneho toetra mahatoky tokoa, mba hahazo voninahitra amin’ny zavatra rehetra ny fampianarana momba ilay Andriamanitra Mpamonjy antsika.
Malagasy Bible 1865
tsy hangala-tetỳ, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra, mba hampahamendrika ny fampianaran'Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hangala-tety, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra mba hampahamendrika ny fampianaran’Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin’ny zavatra rehetra.
malagasy
tsy hangala-tetỳ, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra, mba hampahamendrika ny fampianaran'Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin'ny zavatra rehetra.