Titus 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa miseho ny fahasoavan’Andriamanitra izay famonjena ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa niseho ny fahasoavan’Andriamanitra, loharanom-pamonjena ho an’ny olona rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra efa naneho ny fahasoavany, izay loharanom-pamonjena ho an’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa miseho ny fahasoavan’Andriamanitra izay famonjena ny olona rehetra.
malagasy
Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra,