Titus 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin’ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tsy maintsy hotorìnao sy hamporisihanao ary hananaranao amim-pahefana lehibe. Aza avela hisy olona maneso anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany lazaina sy ananarana ary andresena lahatra ombàn’ny fahefana rehetra anananao. Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao.
Malagasy Bible 1865
Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin'ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin’ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao!
malagasy
Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin'ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.