Titus 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vehivavy zokiolona koa dia anaro hitondra tena toy izay mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny vehivavy lehibe kosa, mba hiseho maotona sy masina, tsy mpanendrikendrika, tsy andevozin’ny divay be, fa mpampianatra ny zavatra tsara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaro toy izany koa ny vehivavy zokiolona mba hanana fitondrantena sahaza ny olona masim-piainana, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ny divay be. Ireo vehivavy zokiolona dia tokony hanome anatra tsara
Malagasy Bible 1865
Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin'ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vehivavy zokiolona koa dia anaro hitondra tena toy izay mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,
malagasy
Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin'ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,