Titus 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampianarany ny vehivavy tanora ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho afa-manoro ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny aman-janany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanoro ny vehivavy tanora ho tia vady aman-janaka,
Malagasy Bible 1865
mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampianarany ny vehivavy tanora ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,
malagasy
mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,