Titus 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaro hahonon-tena koa ny lehilahy tanora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amporisiho toy izany koa ny tovolahy mba ho hendry,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaro toy izany koa ny lehilahy tanora mba hahafehy tena.
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy tanora fanahy koa anaro hahonon-tena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaro hahonon-tena koa ny lehilahy tanora;
malagasy
Ny lehilahy tanora fanahy koa anaro hahonon-tena;