Titus 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin’ny fampianaranao madio sy maotina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny tenanao no misehoa ho fakan-tahaka ny asa tsara rehetra amin’ny zavatra rehetra; aoka ny fampianaranao ho madio, maotona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny zavatra rehetra dia aoka ny tenanao ho ohatra amin’ny asa tsara; aoka ny fampianaranao ho madio sy maotina:
Malagasy Bible 1865
ka amin'ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin'ny fampianaranao maneho ny tsi-faharatsiana, ny fahamaotinana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin’ny fampianaranao madio sy maotina,
malagasy
ka amin'ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin'ny fampianaranao maneho ny tsi-faharatsiana, ny fahamaotinana,