Titus 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny teny tsy misy kilema, izay tsy azo kianina, mba ho menatra izay manohitra satria tsy hisy ratsy hitenenany anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
marina, ary tsy manan-tsiny, mba ho menatra ny mpanohitra antsika, fa tsy hahita kilema hanesoana antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teny tsy misy tomika sady tsy azo kianina ampiasaina, mba ho menatra ny mpanohitra anao, noho izy tsy hanan-kitenenan-dratsy antsika.
Malagasy Bible 1865
ny teny tsy misy kilema, izay tsy azo tsinina, mba ho menatra izay manohitra; satria tsy hisy ratsy hitenenany anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny teny tsy misy kilema, izay tsy azo kianina, mba ho menatra izay manohitra satria tsy hisy ratsy hitenenany anareo.
malagasy
ny teny tsy misy kilema, izay tsy azo tsinina, mba ho menatra izay manohitra; satria tsy hisy ratsy hitenenany anareo. [ Gr. salama]