Titus 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony mba hanao izay ankasitrahany amin’ny zavatra rehetra fa tsy hamalivaly,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony, hanao izay mahafaly azy amin’ny zavatra rehetra, fa tsy hamalivaly foana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaro koa ny mpanompo mba hanaiky ny tompony, ka hanao izay sitraky ny tompony amin’ny zavatra rehetra: tsy hamalivaly azy,
Malagasy Bible 1865
Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony ka hanao izay sitrapony amin'ny zavatra rehetra, fa tsy hamalivaly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony mba hanao izay ankasitrahany amin’ny zavatra rehetra fa tsy hamalivaly,
malagasy
Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony ka hanao izay sitrapony amin'ny zavatra rehetra, fa tsy hamalivaly,