Titus 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampahatsiarova azy hanaiky izay mitondra sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin’ny asa tsara rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampahatsiarovy ny mpino fa adidin’izy ireo ny manaiky ny mpanapaka sy ny manam-pahefana, ka tsy maintsy manoa azy ireo izy sy vonon-kanao ny asa soa rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampahatsiarovy ny mpino mba hanaiky ny mpitondra sy ny manampahefana, hanoa azy ka ho vonona hanatontosa izay rehetra mety ho asa soa.
Malagasy Bible 1865
Mampahatsiarova azy hanaiky izay manapaka sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin'ny asa tsara rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampahatsiarova azy hanaiky izay mitondra sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin’ny asa tsara rehetra,
malagasy
Mampahatsiarova azy hanaiky izay manapaka sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin'ny asa tsara rehetra,