Titus 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray mandeha na indroa, dia ialao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona tia fisarahan-kevitra koa ialao rehefa nanarinao tsy zaka, indray maka na indroa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona mpampisara-bazana dia anaro indray mandeha sy fanindroany; ka rehefa tsy laitra anarina, dia ialao.
Malagasy Bible 1865
Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray mandeha na indroa, dia ialao
malagasy
Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao, [ Na: olona mitokana ho azy]