Titus 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fantatrao fa efa mivadika izay manao izany ka sady manota izy no manamelo-tena koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantatrao fa efa ratsy mihitsy ny toy izany sady manota, fa ny tenany aza no manameloka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao manko fa ny olona toy izany dia efa mivaona ka sady manota no manamelo-tena rahateo.
Malagasy Bible 1865
satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fantatrao fa efa mivadika izay manao izany ka sady manota izy no manamelo-tena koa.
malagasy
satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.