Titus 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maniraka an’i Artema na i Tikiko ho atỳ aminao aho dia miezaha hankany amiko any Nikopolia ianao fa mikasa handany ny ririnina any aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maniraka an’i Artemasy na i Tisìko atỳ aminao aho, dia tongava faingana atỳ amiko atỳ Nikôpôlisy, fa mikasa handany ny ririnina any aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa halefako atỳ aminao i Artemà na i Tisiko, dia ataovy mihitsy izay hahatongavanao atỳ amiko atỳ Nikôpôly; fa ao no efa nokasaiko handaniana ny ririnina.
Malagasy Bible 1865
Rehefa maniraka an'i Artema ny Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maniraka an’i Artema na i Tikiko ho atỳ aminao aho dia miezaha hankany amiko any Nikopolia ianao fa mikasa handany ny ririnina any aho.
malagasy
Rehefa maniraka an'i Artema ny Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.