Titus 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vatsio tsara i Zena mpahay lalàna sy i Apolosy mba tsy hisy izay hanahirana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonony tsara izay ilain’i Zenasy mpahay ny Lalàna sy i Apôlô amin’ny diany, mba tsy hisy tsy ampy izay ilainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampio mihitsy i Zenà mpahay lalàna sy i Apôlao amin’ny dia ataony, mba tsy ho orin-javatra izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Mazotoa hamoaka an'i Zena mpahay lalàna sy Apolosy, mba tsy hisy zavatra hilainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vatsio tsara i Zena mpahay lalàna sy i Apolosy mba tsy hisy izay hanahirana azy.
malagasy
Mazotoa hamoaka an'i Zena mpahay lalàna sy Apolosy, mba tsy hisy zavatra hilainy.