Titus 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka koa ny olontsika hianatra hazoto amin’ny asa tsara mba hahazoany izay zavatra tena ilainy fa tsy mba ho isan’izay tsy mamokatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny havantsika iray finoana koa hianatra hanao asa soa mba ho afa-manampy rehefa misy mahaporitra, fandrao olona tsy misy vokany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olontsika hiezaka hanao asa tsara koa mba ho afa-manampy rehefa misy mahatery, fandrao tsy hisy vokany ny fiainany.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ny antsika koa hianatra hanao asa tsara hahazoany izay ilainy, fandrao tsy hisy vokatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka koa ny olontsika hianatra hazoto amin’ny asa tsara mba hahazoany izay zavatra tena ilainy fa tsy mba ho isan’izay tsy mamokatra izy.
malagasy
Ary aoka ny antsika koa hianatra hanao asa tsara hahazoany izay ilainy, fandrao tsy hisy vokatra izy.Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Manaova veloma izay rehetra tia anay amin'ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana.