Titus 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Veloma any amin’izay rehetra tia antsika amin’ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anao avokoa izay rehetra tia antsika amin’ny finoana. Ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anao izay rehetra miaraka amiko eto. Veloma any amin’ireo mandray anay ho sakaizany ao amin’ny finoana. Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Manaova veloma izay rehetra tia anay amin'ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Veloma any amin’izay rehetra tia antsika amin’ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana!
malagasy
Manao veloma anao izay rehetra atỳ amiko. Manaova veloma izay rehetra tia anay amin'ny finoana. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana.