Titus 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay narotsany betsaka tamintsika tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nampidininy be dia be tamintsika tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandrotsahan’Andriamanitra be dia be ny Fanahy Masina isika tamin’ny alalan’i Kristy Jesoa Mpamonjy antsika,
Malagasy Bible 1865
Izay naidiny betsaka tamintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay narotsany betsaka tamintsika tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy*, Mpamonjy antsika,
malagasy
Izay naidiny betsaka tamintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika,